- Ny mahazava-dehibe ny fiasan-dohan'ireo Mpiaradian'ny Mpaminany rehetra (R.D) sy tahotran' izy ireo amin' izay rehetra efa nivitan' izy ireo teo amin'ny fiainana tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana.
- Ny famporisiana feno amin'ny fifikirana amin'ny fomba rehetra ny Finoana Islam.
- Fahasoavan'ny fidirana amin'ny Finoana Islam ary izany dia manadio tanteraka ireo asa-bita rehetra teo aloha.
- Ireo mpivadi-pinoana sy ireo mpihatsaravelatsihy dia ho tsaraina izy ireo amin'izay rehetra nataon'izy ireo tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana, ary ny fahotana rehetra izay nataon'izy ireo tato amin'ny Finoana Islam.