- Fanazavana ny fahasoavan’Allah lehibe amin’ity vahoaka ity amin’ny fampitomboana ny asa soa sy ny fanoratana izany ho azy, ary ny tsy fampitomboana ny asa ratsy.
- Ny maha-zava-dehibe ny fikasana amin'ny asa sy ny fiantraikany
- Ny fahasoavana sy ny fahatsorana ary ny hatsaram-panahin’i Allah ilay avo Tsitoha dia ny hoe : Izay mikasa ny hanao asa tsara nefa tsy manao izany dia raisin’Allah ho asa soa izany.