- Famporisihana amin'ny fahadiovam-po, satria Tompo Allah tsy mandray ny asa afa-tsy izay natao noho Izy ihany.
- Ny asa izay mety hahatonga ny Olona iray hanakaiky kokoa an'i Allah ilay avo Tsitoha, raha manao izany ho fahazarana ny Olona iray dia tsy hahazoany valisoa izany, mandrampikasany izany ho an'Allah.