- Ny hatsaran'ny fitokisana, ary izany tokoa no iray amin'ireo antony lehibe indrindra hahazoana ny anjara masoandro.
- Ny fahatokisana dia tsy manafoana ny fanatanterana anton-javatra, Satria Nilaza Izy fa ny fahatokisana marina dia tsy mifanohitra velively amin'ny fivoahana maraina sy ny hariva ho fandehanana amin'ny fitadiavana ny anjara masoandro.
- Ny mahazava-dehibe ny lalàna Islamika dia miainga amin'ireo asan'ny Fo; Satria ny fitokisana dia asa amin'ny fo.
- Ny fifantohana amin'ny antoy fotsiny dia tsy fahampiana ara-pinoana, ary ny fialana amin'ny antony dia midika tsy fahampian'ny Saina.