- Ny fihafaran'ny any an-koatra dia ny hitoetra mandrakizay any an-danitra na any amin'ny helo.
- Fampitandremana mafy amin'ny fasahiranana izay handalo amin'ny Andro farany ary izany dia andron'ny fatiantoka sy fanenenana.
- Fanazavana momba fitohizan'ny fifaliana ho an'ireo vahoakan'ny Paradisa, ary fitohizan'ny alahelon'ireo vahoakan'ny Afobe.