- Ny marina sy ny fahamarinana dia tsy azo avela noho ny avy amin'ny fahatahorana ny resaka izay mety lazain’ny Olona.
- Ny Mpaminany (S.W.A) dia manana fahafahana afaka manoro làlana mahitsy sy fitaritana ny Olona ho amin'izany fa tsy manana alalana ny hanome Olona ny fahitsina avy hatrany eo amin'ny finoana.
- Azo atao ny manao fitsidihana an'irei izay tsy Mpino rehefa marary mba hiantsoana Azy hanaraka ny finoana Islamo.
- Fifikiran'ny Mpaminany (S.W.A) ny amin'ny fampielezana sy fiantsoana ny Olona ho any amin'ny lalan'i Tompo Allah amin'ny endrika sy toe-javatra rehetra.