- Fanamarinana ny fidinan'i Issa (A.S) amin'ny fotoana farany, ary izany dia anisan'ny famantarana ny fahatongavan'ny andro farany.
- Ny lalàna noentin'ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy azon'ny hafa atao ny manala azy.
- Ny fidinan'ny fahasoavana ara-karena amin'ny fotoana farany, nefa ny olona tsy miraharaha izany.
- Vaovao mahafaly momba ny fijanonan’ny finoana silamo, satria hitsara amin'izany i Issa (A.S) amin’ny fotoana farany.