- Fanakanana amin'ny ratsy amin'ny fotoana hahitana azy ary tsy mangatam-potoana hanaovana izany, raha tsy miteraka fahavoazana lehibe kokoa.
- Miovaova arakaraka ny hamafin’ny fahotana ny sazy amin’ny Andro farany.
- Fahotana lehibe ny fanaovana sary zavamananaina.
- Anisan’ny didy manakana amin'ny fankana sary ny fandrarana fakana tahaka ny zavaboarin’Allah Tsitoha, na mikasa ny haka tahaka izany ny mpaka sary na tsia.
- Ny fahavitrihan'ny lalàna islamika amin'ny fiarovana ny harena sy ny fampiasana azy, rehefa avy nisoroka izay voarara ao.
- Fandrarana ny fanaovana sarin'ny zavamananaina amin'ny endriny rehetra, na dia matihanina aza.