- Ny fitenenana Là ilàha illal-làhou sy ny fikomiana ireo zavatra hafa tompoina ankoatran'i Allah, dia fepetra hidirana amin'ny finoana Islam.
- Dikany ilay fehezanteny hoe : ( Là ilàha illal-làhou ) dia fikomiana an'ireo rehetra izay tompoina hafa ankoatran'i Allah, toy ny sampy sy fasana ary ankoatr'izany, ary fanokanana Azy amin'ny fanompona.
- Ka izay nifikitra tamin'ny fanokanana Allah sy nanaja ny lalàna rehetra mibaribary dia tsy arovana mandra-pahitana mazava fa misy zavatra mifanohitra amin’izany.
- Hasin'ny harenan'ny mpino sy ny voninahiny afa-tsy amin'ny fahamarinana ihany.
- Ny fitsarana eto an-tany dia amin'ireo raharaha hita maso, fa ny amin'ny andro farany kosa dia miankina amin'ireo asa natao tam-po madio sy fikasana marina.