- Isan'ireo antony maharendrika ny olona ao anatin'ny fahafinaretana dia ny fanaingoan'ny devoly ny zavatra ratsy sy ny fahotana, lasa hitan'ny olona tsara izany ka mirona makany aminy.
- Ny baiko fialana amin'ny faniriana voarara; satria izy io no lalana mankany amin’ny Afobe, ary faharetana manoloana ny fahasahiranana; satria io no lalana mankany amin'ny Paradisa.
- Ny hasin'ny tolona atao amin'ny sitra-po, sy ny fiezahana amin'ny fanompoana, ary ny faharetana amin'ireo fahasahiranana sy ny fijaliana izay miodidina ny fankatoavana.