- Famporisiana amin'ny tsara na kely aza, ary fampitandremana amin'ny ratsy na kely aza.
- Eo amin’ny fiainana dia tsy maintsy manambatra ny fanantenana sy ny tahotra ny silamo, ary mangataka mandrakariva amin’I Allah ilay Tsitoha mba hiorina tsara amin’ny fahamarinana mba hijanona ho silamo izy ary tsy hiova amin'izany.