- Ny maha Obligatoara fa tsy maintsy hinoana ny Anjara sy ny Lahatra.
- Ny Lahatra dia ny hoe : Fahalalan'i Tompo Allah an'ireo zavatra rehetra sy ny fanoratana Azy ary ny fankasitrahany sy ny famoronany Azy.
- Ny finoana dia milaza fa efa nisoratana avokoa talohan’ny nahariana sy nanamboarana ny Lanitra sy ny Tany ny Lahatra dia ny manome fahafaham-po sy fanekena Anao.
- Teo ambonin’ny rano ny seza fiandrianan’ny Be famindrampo talohan’ny nahariana ny Lanitra sy ny Tany.