- Ny fanambarana ny fahalalana sy ny asa dia fahafahana hiala amin’ny làlan’ireo izay niharan’ny fahatezerana sy ireo izay very làlana.
- Fampitandremana amin'ny làlan'ny Jiosy sy ny Kristiana, ary ny fanarahana ny làlana mahitsy, dia ny finoana silamo.
- Na ny Jiosy na ny Kristiana dia samy very ary iharan'ny fahatezerana, fa ny toetra manokana mamaritra ny Jiosy dia ny fahatezerana, ary ny mamaritra manokana ny Kristiana dia fahaverezana.