- Fandrarana amin'ny fihoaram-pefy amin'ny finoana, sy ny fanazavana ny voka-dratsy aterany, ary izy io no anton'ny faharendrehana.
- Fandinihana ireo vahoaka nialoha làlana antsika mba hialana amin’ny fahadisoana nataony.
- Famporisihana amin'ny fanarahana ny Sonnah.