- Vaovao mahafaly ho an'ny mpino silamo fa hiparitaka manerana ny tany ny finoany.
- Ny voninahitra dia ho an'ny finoana silamo sy ny mpino silamo, ary ny fahafaham-baraka dia ho an'ny tsy finoana sy ny tsy mpino.
- Ao amin'io hadith io dia ahitana porofon’ny faminaniana sy fambara iray amin'ireo fambara maro, satria tanteraka izany tahaka ny nanambaran’ny Mpaminany (S.A.W) azy.