- Mandidy ny fiarahana amin’ny olona tsara sy fifantinana azy ireo, ary mandrara ny fiarahana amin’ny olon-dratsy.
- Nolazaina manokana ny namana eto fa tsy ny havana; Satria ianao no mifidy ny namana, fa ny amin'ny rahalahy sy ny havana kosa dia tsy manan-tsafidy ianao.
- Ny fakana ho namana dia tsy maintsy miainga avy amin'ny fisaintsainana.
- Manamafy ny finoan'ny olona ny fiarahany amin'ireo mpino ary mampalemy azy kosa ny fiarahany amin'ny mpanota.