- Fampitandremana fatratra ny mba tsy hitovizana amin'ireny olona tsy mpino ireny maloto fitondran-tena.
- Famporisihana ny mba hitovizana sy hanarahana ny olo-marina.
- Ny fakana tahaka ety ivelany ny olona sy zavatra iray dia lasa endrika iray miteraka fitiavana ao anaty.
- Iharan’ny fandrahonana sy ny fahotana ny olona iray araka ny fakahana tahaka an'ireo karazan-javatra hafa.
- Voarara ny maka tahaka an'ireo vahoaka tsy mpino amin’ny fivavahany sy amin’ny fomba amam-panaony, fa ny ankoatr'izany kosa dia tsy maninona, toy ny fianarana asa tànana sy ankoatra izany, dia tsy tafiditra ao anatin’ny fandrarana.