- Famporisihana ny hanoro amin’ny Tsara.
- Ny famporisihana amin'ny fanaovana ny asa soa dia tafiditra ho anisany antony iray amin'ireo antony mahatonga ny firaisankina sy ny fifanampiana eo amin'ny fiarahamonina silamo.
- Ny halehibiazan'ny fahasoavan'i Allah ilay avo Tsitoha.
- Ny Hadith dia milaza drafitra fototra anin'ireo fitsipika ankapobeny, ka tafiditra ao anatin’izany ireo asa soa rehetra.
- Raha tsy mahavita manatanteraka ny fanirian'ny mpangataka ny Olona iray, dia tokony hiezaka manoro azy amin'ny Olon-kafa mety mahavita manatanteraka izany..