- Ny maha-zava-dehibe ny famporosina amin'ny tsara sy ny fandrarana amin'ny ratsy amin’ny fiarovana sy ny fanavotana ny fiaraha-monina.
- Anisan’ny fomba enti-mampianatra ny fametrahana ohatra, mba hahazoan'ny saina kokoa ny hevitra tiana hambara amin'ny alalan'ny endrika azo tsapain-tanana.
- Ny fanaovana ratsy miharihary nefa tsy misy manameloka izany dia manimba ary miteraka fahavoazana ho an'ny rehetra.
- Ny fahapotehan’ny fiaraha-monina dia vokatry ny famelana ireo mpanao ratsy hanimba ny tany.
- Ny fitondran-tena ratsy miaraka amin'ny fikasana tsara dia tsy ampy amin'ny mampety ny asa.
- Ny andraikitra eo amin'ny fiarahamonina silamo dia irahana fa tsy ankinina amin'olona tokana.
- Fanasazina ny rehetra amin'ny fahotana nataon'ny ampahany raha tsy nisy nanakana azy.
- Ireo mpanao ratsy dia mampiseho ny haratsiany amin'ny fomba mendrika ho an'ny firaaha-monina toy ireo mpihatsaravelatsihy.