- Voadidy amin'izay mitantana ny raharahan'ny mpino silamo ny halefaka amin'izy ireo arak'izay vitany.
- Ny valisoa dia mifanaraka amin'ny asa atao.
- Ny fifandanjana amin'izay heverina ho fahalemem-panahy na henjana dia izay tsy mifanohitra amin'ny boky masina Koroany sy ny Sounnah.