- Ny andraikitra eo amin’ny fiarahamonina silamo dia midadasika, ary ny tsirairay dia samy manana ny anadraikitra tandrify azy araka ny fahaizany sy ny heriny ary ny adidy sahaniny.
- Ny maha lehibe ny andraikitry ny vehivavy, izany dia noho ny fanatanterahana ny adidy ao an-tokatranon’ny vadiny sy amin’ny zanany.