- Ny hadith dia iray amin'ireo porofon'ny faminanian'ny Mpaminany (S.A.W) araka ny nambarany izay hitranga amin'ny vahoakany, ary izany dia nitranga araka izay nambarany.
- Azo atao ny mampahafantatra ny olona voasedra izay loza mety hitranga aminy; Mba hampitony ny tenany ary rehefa tonga eo aminy izany, dia hanam-paharetana izy sy hanantena valisoa.
- Ny fihazonana mafy ny kor'any sy ny Sonnah dia làlana hivoahana amin’ny fitsapana sy ny tsy fitovian-kevitra.
- Famporosina ny olona hihaino sy hankatò ny tompon’andraikitra amin’ny ara-dalàna, ary tsy hikomy aminy, na dia tafanao ny tsy rariny aza izy.
- Fampiasana fahendrena sy fanarahana ny Sonnah amin'ny fotoana isehoan'ny fitsapana.
- Voadidy tsy maintsy manao izay tokony hataony ny olona iray, na dia misy aza ny tsy rariny mahazo azy.
- Tsongaina amin'io ny fitsipika hoe : ny fisafidina izay moramora
- kokoa amin'ny ratsy roa na ny maivana amin'izy roa.