- Ity fandrahonana ity dia tsy natao manokana ho an'ny mpitantana lehibe sy ny lefiny, fa miantefa amin'ny rehetra izay nomen’i Allah fahefana.
- Adidy ho an’izay rehetra voatendry hanao zavatra eo amin’ny raharahan’ny silamo ny manoro hevitra azy ireo, ary miezaka manatanteraka ny andraikitra, ary mitandrina mafy amin’ny famadihana.
- Halebeazan’ny andraikin’izay nomena andraikitra na ho amin'ny ankapobeny izany na koa manokana, lehibe na kely.