- Fanomezan-damosina ny bitsibitsiky ny Satana sy ny voka-dratsiny ary ny tsy fiheritreretana Azy, fitodihana amin'i Tompo Allah ilay Avo Tsitoha mba hanala Azy.
- Izay rehetra miditra ao am-pon’ny Olona iray izay mifanipaka amin'ny lalàna dia avy amin’i Satana.
- Fandrarana ny fandinihana an’i Tompo Allah, ary mampirisika amin'ny fandinihana ireo zavaboariny sy ny izay rehetra famantarana Azy.