- Fandrarana ny fanaovana Swalat any am-pasana na koa eo anelanelany afa-tsy ny Swalatoul-Janaza araky ny voalaza amin'ny Sounnah.
- Fandrarana ny fivavahana any am-pasana mba hanakanana ny sampantsampan'ny fanompoan-tsampy.
- Nandrara ny finoana Islam amin'ny fampiakarana ambony ny fasana na koa ny tsy fanisina fotony izany, tsy hampiakarina na koa ambaniana.
- Ny fahamasinan'ny mpino silamo iray dia mitoetra na dia aorian'ny fahafatesany, araka ny fanambarana nataon'ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : (Ny fanapahana ny taolan'ny maty dia mitovy amin'ny fahatapahan'ny taolany fony izy mbola velona).