- Voadidy ny manokana ny asa fanompoana ho an'I Allah irery, ary ny fitandremana amin'ny fisehosehoana.
- Ny fangoraham-po betsakan'i Mpaminany (S.A.W) amin'ny vahoakany sy ny ezakany mafy hitarika sy hanoro hevitra azy ireo.
- Raha izany no fatahoran'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niresaka tamin’ireo mpanara-diany, izy ireo anefa no lehiben'ny olo-mendrika, dia vao mainka lehibe kokoa noho izany ny tahotrany ho an'ireo mpandimby azy ireo aty aoriana.