- Ny fijoroana vavolombelona roa dia tsy azo sarahina, ka tsy manan-kery ny iray raha tsy miaraka amin'ny iray. Koa natao ho andry iray izy roa.
- Ny fijoroana vavolombelona roa no fototry ny finoana, ary tsy misy teny na asa azo ekena raha tsy miainga avy amin'izy roa.