- Azo atao ny mianiana nefa tsy noho ny antony fianianana, fa hanamafisana resaka fotsiny, zavatra mbola hiseho any aoriana aza.
- Azo atao ny miteny hoe “Raha sitrak’Allah - insha Allah-” aorian’ny fianianana, raha nokasaina niaraka tamin'ny fianianana ny teny hoe -insha Allah- ary mifandraika aminy, ka tsy ilaina ny fanoherana ho an’izay nanao fianianana amin'ny tsy mety.
- Famporisihana hiala amin'ny fianianana raha mahita zavatra hafa tsara noho izy, ary manonitra ny fianianana.