- Ny fanomezam-boninahitra amin'ny fianianana dia zon'I Allah irery ihany, ka tsy azo atao ny mianiana afa-tsy amin'I Allah sy ny anarany ary ny toetrany.
- Fitiavan'ireo mpanara_dia amin'ny famporisiana amin'ny tsara sy ny fandrarana amin'ny ratsy, indrindra rehefa zavatra misy fifandraisany amin'ny fanompoan-tsampy sy ny fikomiana.