- Mamporisika amin'ny fahatsiarovana an’Allaha, ary tian’Allah mihoatra noho izay rehetra iposahan’ny masoandro ny fahatsiarovana azy.
- Famporisihana hanao Zikri betsaka; Noho ny valisoa sy ny fahamendrehany.
- Kely ny fahafinaretan’izao tontolo izao ary mandalo ny rendrarendrany.