- Io valisoa io dia ho azon'izay miteny azy mifanesy na misaraka isan'andro.
- Ny (Tasobìhy) Fiderana : dia fanadiovana an’Allah amin’ny tsy fahalavorariana, ary (Alhamdoulillahi) Fiderana : filazana Azy amin'ny fahafenoana tanteraka miaraka amin’ny fitiavana sy ny voninahitra.
- Ny tiana holazaina ao amin'ny hadith dia ny famafana ny fahotana madinika, fa ny ny amin'ny fahotana lehibe kosa dia tsy maintsy amin'ny fibebahana.