- Ny fahatsiarovana tena lehibe indrindra dia ny (Zikry) dia ny fampiarahana ny fisandratan’i Tompo Allah sy ny fiderana Azy.
- Fanazavana ny halehiben’ny famindram-pon’i Tompo Allah amin’ireo Mpanompony dia mamaly valisoa lehibe ho azy ireo Izy amin’ny Asa kely izay vitan'izy ireo.