- Ny fahasoavana sy hasin’izany fahatsiarovana izany dia ahitana ny fanavahana an’Allah ilay Tsitoha amin’ny maha-tompo azy, ny fanapahan-kevitra sy ny fiderana ary ny hery feno.
- Hahazo valisoa amin'ity Zikry ity izay miteny izany mifampitohy na koa misara-tsaraka.