- Izay miantehitra amin’ny hafa ankoatra an’Allah, dia homen'Allah azy ny mifanohitra amin’ny fikasany.
- Ny finoana fa ny fanaovana ravaka ody fiaro mba ho antony ialana amin'ny loza sy ny faharatsiana dia shirk kely, fa raha mihevitra kosa fa izy (ravaka) mihitsy no mahasoa dia shirk lehibe izany.