- Ny fankatoavana dia anisany zavatra mampitombo ny fifandraisan’ny Mpanompo amin’Allah ilay avo Tsitoha.
- Tsara ny manao fitalahoana sy fangatahana matetika mandritra ny fiankohofana amin'ny Soalat. Satria eo indrindra no anisan'ny toerana Azahoana ny valiny izany.