- Azo atao ny milaza amin’ny olona ny fitiavany azy noho ny tompo Allah.
- Tsara ny manao izany Doan izany aorian’ny vavaka tsy maintsy atao sy ny an-tsitrapo.
- Ny Doan amin’ireo teny vitsy ireo dia maha tanteraka ny ilaina eto an-tany sy ny any ankoatra.
- Anisan’ny soa azo avy amin’ny fifankatiavana noho ny tompo Allah dia ny fafanorohana hevitra amin'ny fahamarinana, ny fifanomezan-tànana, ary ny fiaraha-miasa amin’ny tsara sy ny fatahorana an'I Allah.
- Nilaza i At-Twayibi : Ny fahatsiarovana an'I Allah no fiandohan'ny fisokafan'ny fo, ary ny fisaorana Azy no fomba ahazoana fitahiana, ary ny tena vavaka tsara izay takiana dia ny mba hialana amin'izay mampiala azy amin'I Allah Ilay Tsitoha.