- Ny hasin'ny Fangatahana sy ny vonahiny, ary izay miantso ka mangataka amin'i Tompo Allah dia efa manome voninahitra Azy sy manaiky fa Mpanan-karena Izy, ary voninahitra lehibe ho Azy izany, ary ny mahantra tsy angatahina, ary tena Mandre tokoa Izy, ka ny marenina tsy angatahana, Malala-tanana Izy, ka ny mahihitra tsy angatahina, ary Mpamindra fo Izy, ny mahery fo tsy angatahina, ary Mahery Izy, ka ny tsy manan-kery tsy angatahina, ary akaiky tokoa Izy , ka ny lavitra tsy angatahana. , ary Izany no iray amin’ireo Toetran’ny fahalehibiazana sy ny hakanton’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha.