- Tsy anisany fepetra takina ny fahadiovana amin'ny loto kely sy lehibe rehefa hanao Zikr ny Olona iray.
- Tsy mitsahatra amin'ny fiderana mihitsy i Mpaminany (S.W.A).
- Famporisina amin'ny tokony fanaovana im-betsaka ny Zikroullahi amin'ny fotoana rehetra mba ho fanarahana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.W.A) afa-tsy amin'ireo toerana tsy azo anaovana izany toy ny amin'ny toeram-pivoahana.