- Ny fitalahoana sy ny fangatahana no tena fototry ny Fanompoam-pivavahana ary tsy azo atao ny manolotra izany ho an’ny hafa An-koatra an’i Tompo Allah.
- Ny fitalahoana sy ny hataka dia milaza ny fahamarinan’ny fanompoana sy ny fananan-karena sy ny herin’ilay Tompo avo Tsitoha, ary milaza tsy fananan’ny Mpanompo iray eo Aminy.
- Ny fandrahonana mafy dia ny sazy ho an’ny fieboeboana amin’ny fanompoam-pivavahana amin’i Tompo Allah sy ny fialana amin’ny fitalahoana sy fangatahana Aminy, ary ireo izay miavonavona amin’ny fiantsoana an’i Tompo Allah dia hiditra amin’ny Helo, afa-baraka sy maharikoriko.