- Fanazavana tombotsoan'ireo andininy farany ao amin'ny Sourat Al-bakarat, ary izany dia manomboka eo amin'ny tenin'i Allah hoe : ( Àmanar-Rasòli...) ka hatramin'ny faran'ny Sourat.
- Andininy masina farany amin'ny Sourat Al-bakarat dia miaro ny mpamaky azy amin'ireo haratsina sy ny loza ary ny devoly raha mamaky izany amin'ny alina.
- Ny alina dia manomboka amin'ny filentehan'ny masoandro ary mifarana amin'ny maraina.