- Fatokisana an’Allah ilay Tsitoha, ary tsy misy mitondra soa afa-tsy Allah, ary tsy misy mahatohitra ny ratsy afa-tsy Allah ihany.
- Fandrarana ny amain'ny "tiara", izay finoanoam-poana ka manakana ny olona tsy hiasa.
- Ny fambara tsara dia tsy fihetsika voarara, fa finoana tsara an'Allah ilay Tsitoha.
- Ny zava-drehetra miseho dia avy amin'ny fahefan'Allah ilay Tsitoha irery ihany, tsy misy mpiombona aminy.