- Tsaratsara ny manabetsaka ny fanompoana sy ny vavaka an-tsitrapo (Swalat Sounna) ao an-trano.
- Tsy azo atao ny manao Swalat any am-pasana; Satria izany fomba mitarika amin'ny fanompoan-tsampy sy fihoaram-pefy eo amin'ny mpanao azy, ankoatra ny Swalat Al-Janaza (vavaka amin'ny maty).
- Ny fandrarana ny fivavahana any am-pasana dia fiombonan-kevitr'ireo mpanaradia, ka izany no nahatonga an'ny Mpaminany (S.A.W) nandrara ny trano hatao toy ny fasana izay tsy tokony hivavahana mihitsy..