- Raha toa ka mifikitra amin'ny famakiana azy hatrany hatrany ny mpahay tsianjery ny CORAN dia ho voatahiry ao am-pony izany, raha tsy izany dia handao azy izy ka hanadino izany.
- Anisan'ny tombony azo amin'ny fianarana ny CORAN : Tombotsoa sy valisoa ary fampiakarana ny voninahitra amin'ny andro andro farany.