- Fanazavana ny fahasoavana manoloana ny famakiana ny Boky masina KOROANY mandritra ny vavaka Soalat.
- Ny Asa soa dia tsara sy maharitra kokoa noho ny fananana harena lehibe eto an-tany izay mbola ho rava.
- Izany fahasoavana izany dia noferana ho amin'ny famakiana andininy Telo ihany; fa rehefa mitombo ny famakian'ny Mpivavaka iray ao anatin'ny fivavahana izay ataony dia mitombo ihany koa ny valisoany amin'ny isan'ny Rameva.