- Ny valisoa dia miankina amin'ny habetsahan'ny Asa sy ny Kalitaony.
- Famporisihana ny hamaky ny Boky masina KOROANY, hifehy Azy, hanao tsianjery, hisaintsaina izay rehetra voalaza ary hampihatra izay rehetra voarakitra ao.
- Ny Paradisa dia misy rihana maro sy ambaratonga, fa Olon'ny Boky masina Koroany dia hahazo ny ambaratonga avo indrindra.