- Famporisihana amin'ny famakiana im-betsaka ny boky masina Koroany.
- Ho an'ny mpamaky tsirariay dia hahazo valisoa maro ary hohampitombona folo izany isaky ny andininy vakiany.
- Ny haben’ny famindram-po sy ny fahalalahan-tànan’Allah, satria nampitomboiny ny valisoa ho an’ny mpanompony noho ny fahasoavany sy ny fahalalahan-tànany.
- Ny fahamboniana ny CORAN noho ny teny hafa, ary entina manompo an'Allah ny famakiana azy; Izany dia satria tenin’Allah Tsitoha izy.