- Ny hasin'ireo Mpanaradia (R.D) sy ny fahazotoan'izy ireo hianatra ny Boky masina Koroany.
- Ny fianarana ny Boky masina Koroany dia amin’ny alàlan’ny fahalalana sy ny fampiharana izay ao anatiny fa tsy amin’ny famakiana sy fanaovana tsianjery azy fotsiny.
- Ny fahalalana dia mialohan'ny fitenenana sy ny asa.