- Fanazavana momba ny voninahitry ny CORAN ary io no teny tsara indrindra; Satria tenin’Allah izany.
- Ny mpianatra tsara indrindra dia ireo izay mampianatra ny hafa, fa tsy ireo izay mametra ny fahalalana ho an'ny tenany ihany.
- Ny fianarana sy fampianarana ny CORAN dia ahitana ny famakina, ny dikany ary ireo lalàna mamehy azy.