- Vodidy ny fitokisana an'ny Tompo Allah ary finoana ny lahatr'i Allah sy ny fandaharany, ary fandrarana amin'ny finoanoam-poana sy ny finoana ratsy, ny sikidy, famosavina ary ny fanontaniana azy ireo.
- Filazana ny fahafantarana ny zava-miafina dia fanompoan-tsampy izay mifanohitra sy mamotika ny fanokanana an'i Allah.
- Voarara ny mino ireo mpisikidy sy manatona azy, ary tafiditra amin'izany ny famakiana ny tànana sy ny ireny vintana ary ny tonin'andro, eny fa na dia mba hahazoana fanazavana fotsiny aza.