- Ny halehibe sy ny hatsaran'ny fahalalana ara-pinoana, ny fianarana azy ary ny famporisihana amin'izany.
- Ny fijorona amin'ny fahamarinana dia tsy maintsy misy amin’ity vahoaka ity, ary raha mandao tsy hanao izany ny vondrona iray, dia hisy vondrona hafa hanao izany.
- Ny fahatakarana ny finoana dia anisan’ny fitiavan'Allah ilay Tsitoha hanao soa ny mpanompony.
- i Mpaminany (S.AW) dia manome araka ny didin'Andriamanitra sy ny sitrapony ihany, fa tsy manana na inona na inona izy.